Teny iditra | laitsa | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo] Maharitra, variana: Ary fa laitsa (Andao fa diso maharitra loatra [maika]) / Anovo malaky ny asa f'aza laitsa manao kivatolahin-dañitse eo (Ataovy haingana ny asa fa aza variana manao savoambody eo) [1.78] | |
Fivaditsoratra | alatsy, laitsa, latasy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |