Teny iditra (1/2) | 1 lakalaka |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza olona morainy, tsy sarotiny, manao izay tianao. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] impertinent, intrusive, forward, impudent |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.196] qui s'accommode de tout |
Ohatra |
6 Mba olona lakalaka koa Itakoto - mitsapatsapa zavatra. [1.437#] 7 Nefa atao ahoana no fahalala ny lahatra, miankina amin' ny ao am-pon' ny any ambony, lakalaka tsy taka-polopolorina? [2.296#] |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 lakalaka |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.2] [Tankarana]
a plant |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.196] Cynometra commersoniana Baill. (Fabaceae). Comme laka [Tankarana]
13 [Tsimihety] 14 [Sakalava] 15 [Betsileo] |
Voambolana |
16 Haizavamaniry: ahitra |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 18 kalalaka, lakalaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |