|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  lakamoina
Fototeny  2 lakamo
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Darofana, atao vely kitay: Nolakamoiny teo ilay ankizy vao navelany [1.1]
Tsipelina hafa  9 alakamoina

Teny iditra (2/2) 10  lakamoina
Sokajin-teny  11  Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  12 same as lakasina [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22