Teny iditra | lalatra | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Soritra na tataka kely amin' ny hazo atao amin' ny lelan-java-maranitra; kaokan' ny dian-javatra; ny mikiaka [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Marque faite avec un tranchant, une pointe, avec le trusquin [1.3] | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Teny iditra | lalatra | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanamainana faritra iray misy ranoka [1.13] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Drainage [1.13] | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |