Teny iditra | 1 lalivay |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Koba navela hiotrika elaela izay afangaro amin' ny ranon-koba hanaova-mofo mba hampibontsina sy hampitombo azy rehefa andrahoina: Mofo tsisy lalivay 4 [1.13] zaka mampitombo ny koba |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] levain |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |