|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lalomena
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Soavalindrano
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] the name of an extinct hippopotamus, the bones of which are found near Antsirabe
5  [1.7] the extinct pygmy hippopotamus
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.54, 1.13] hippopotame
7  [1.8] hippopotame pygmé
8  [1.196] (vieux malgache et étymologie différente), qui a désigné un hippopotame nain, aujourd'hui fossile, mais qui a été contemporain de l'homme : hippopotamus lemerei
Ohatra  9  [2.117] Milanja taonina telo any ho any ny lalomena.
10  [2.508] Fantatra koa fa niara-belona tamin' ireo biby fantatry ny lovantsofina ary efa lany tamingana (toy ny Vorombe Aepyornis sy ny lalomena) ireny olona ireny ary nihaza sy nihinana ny sasany taminy.
Voambolana  11  Haibiby: mampinono
12  Haiharingarinifahagola

Teny iditra (2/2)13  lalomena
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.196] (de lalona et mena : rouge . c'était les plus utilisées pour la teinturerie). Deux espèces :
Weinmannia rutenbergii Engl.(Cunoniaceae). [Merina]
Weinmannia venusta Bernardi (Cunoniaceae). [Betsimisaraka]
Voambolana  16  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  18  lalomena, molalena

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02