| Teny iditra | 1 lalovana |
| Fototeny | 2 lalo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Aleha eo akaiky nefa tsy idirana: Aza lalovana fotsiny ny sakaiza
9 Seranina eo akaiky: Lalovan' ny renirano ny tanananay 10 Tsy raharahaina: Tsy tsara raha lalovan' ny ankizy ny tenin' ny ntaolo 11 Dinganina: Tsy tokony holalovana ny ray aman-dreninao amin' izany raharaha izany [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 to be passed by
[1.2] |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|