|
|
|
|

Teny iditra 1  lamaina
Fototeny  2 lama
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao malambolambo, tsy misy marokoroko na maraorao: Nolamainy tsara ny tehiny ny maraina tontolo
9 Atao tonga mampibolisatra: Aza lamaina ny fidinana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be made smooth or slippery [1.2]

Fivaditsoratra  11 alamina, lamaina, 12 malaina, 13 mianala

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04