|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  lambaina
Fototeny  2 lamba
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alaina amin' ny lamba: Ataovy eto ambony tsihy eto ny valala nolambainareo [1.1]

Teny iditra (2/2) 9  lambaina
Sokajin-teny  10  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  11 Betsaka: Lambaina ny valala tamin'itỳ lohasaha itỳ izany [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19