|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  lambanana
Fototeny  2 lamba
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Ny sakan' ny lamba: Be lambanana itỳ lamba itỳ izany
5 Ny tsihy fihinanana velarina rehefa hisakaf / (izay misy manao koa hoe lambana, fa ny heno matetika indrindra dia ny hoe fandambanana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 breadth of calico, etc. [1.2]
7 the width of cloth [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 la largeur d'un tissu [1.8]
Voambolana  9  Toerana
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe lambanana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/3) 12  lambanana
Fototeny  13 lamba
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
15  Ny ankehitriny :
16  Ny lasa :
17  Ny hoavy :
18  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  19 Temerina tsihy; asiana peta-kazo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  20 to have a covering of wood put on shutters [1.2]

Teny iditra (3/3) 21  lambanana
Fototeny  22 lambana
Sokajin-teny  23  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  24 Atao am-pehezana [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21