|
|
|
|

Teny iditra 1  lamohina
Fototeny  2 lamoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Vokisana, bobohana: Lamohy tsara amin' ny vomanga ireo kisoa ireo hatavy
9 Lanahina, trotrahina: Nolamohin' ny hasasarana aho ka vao tonga dia nidaboka natory [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04