Teny iditra lañanana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Volontsangana atao solon-tsiny, volo vaventy loahana avokoa ny tonony [1.78]
  [Betsimisaraka] Volo lava atao solon-tsiny fantsakana any amin' ny Betsimisaraka [1.1]
 Volotsangana fatsakana rano [1.147]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A water vessel made of bamboo; see lalanana [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tanala] (comme lalànana). Nom des bambous préparés pour puiser et transporter l'eau. On les appelle volofantsaka en Imerina, mais ils y sont peu utilisés. Signalé par Dubois. [1.196]
Voambolana 
Tovy hevitra lalanana
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31