Teny iditra | landy | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ilay bibikely miomby, izany hoe mifono ao anaty tranony, ka iny tranony iny no folesina hatao kofehy tenomina ho lamba [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | A silkworm [1.2] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Ver à soie [1.8, 1.13] | |||||||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Anaram-javamaniry |
| |||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny landy io | |||||||||
Teny iditra | landy | |||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ilay kofehy tenomina na ny lamba malandilandy vita amin' ny tranon' ny landy [1.1] | |||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Silk [1.2, 1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Soie [1.8, 1.13] | |||||||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |||||||||
Sampanteny |
| |||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||
Habaka | Fédération Sahalandy | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/05 |