Teny iditra |
langa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fisandratana ambony [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Hauteur, élévation (duplicatif langalanga plus usité) [1.3]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Ohabolana |
|
Teny iditra |
langa
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | Fatra-panao fihetsika mipelipelika sady tsy maotona, jefy, jefitra [1.1]
|
|
Teny iditra |
langa
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Dondon-kandrina [1.78]
|
|
Teny iditra |
langa
|
Sokajin-teny | mpamaritra
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsileo]
Enti-milaza tandrok' omby mirona any aoriana [1.1]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
Mpanahaka |
Bikan' ny tandrok'omby
|
|