|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  lango
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Vary lena sy manta endasina dia totoina ka hanina
Teny malemilemy entina hanambatambazana; fandrokirokiana sy tambitamby entina hanambakana na hamitahana
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Kamban-teny 
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny lango io

Teny iditra (2/3)12  lango
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1] [Taimoro] Vary vao
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.196] Taches de riz incomplètement mûr dans une rizière irrégulière on ne les coupe pas au moment de la moisson. Elles sont appelées en Imerina : songombary. [Betsileo]

Teny iditra (3/3)16  lango
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny frantsay  18  [1.196] Nom donné aux plantes cultivées quand elles sont encore en herbe (surtout les céréales) ou quand leurs fruits sont immatures ou leurs grains encore laiteux. Par exemple langombary, langonkatsaka, langomboanemba : [Merina]
Voambolana  19  Haizavamaniry
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  23  lango, ngola

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02