Teny iditra (1/3) | 1 lango |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Vary lena sy manta endasina dia totoina ka hanina 4 Teny malemilemy entina hanambatambazana; fandrokirokiana sy tambitamby entina hanambakana na hamitahana [1.1] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 12 lango |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 Vary vao [Taimoro]
[1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 Taches de riz incomplètement mûr dans une rizière irrégulière on ne les coupe pas au moment de la moisson. Elles sont appelées en Imerina : songom-bary. [Betsileo]
[1.196] |
Teny iditra (3/3) | 16 lango |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
18 Nom donné aux plantes cultivées quand elles sont encore en herbe (surtout les céréales) ou quand leurs fruits sont immatures ou leurs grains encore laiteux. Par exemple langom-bary, langon-katsaka, langom-boanemba : [Merina]
[1.196] |
Voambolana |
19 Haizavamaniry |
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 23 lango, ngola |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/12 |