| Teny iditra | 1 lanina |
| Fototeny | 2 lany |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Atao tapitra, tsy asiana mijanona, taperina: Lanio ny varinao vao mandeha
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be spent, to be consumed, to be chosen (for some office), to be confiscated
[1.2] 10 to be used up; cf. foana [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on épuise
[1.8] |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe lanina |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | lanina, 14 nanaly |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|