| Teny iditra (1/2) | 1 lanitra |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Ny habakabaka (amin' ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany
6 (amin' ny fiteny ara-pinoana kosa) Ilay fonenana soa ahitan' ny olon-tsambatra an' Andriamanitra: Safononoka ny hasambarana any an-danitra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 the sky [Mal. langit]
[1.2] 8 the sky 9 heaven [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
10 le ciel, le firmament
[1.3, 1.8] 11 la région éthérée [1.3] |
| Ohatra |
12 Ary miandrandra ny lanitra aho mba hitoe-jaza aminao.
[2.529#]
13 ary izany koa no tsy niharoan' ny tany sy ny lanitra. [2.69#] |
| Voambolana | 14 Haikintana 15 Finoana |
| Fikambanana | 16 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 31 misy ny teny hoe lanitra |
| Ohabolana | 17 Ohabolana misy io teny io |
| Lahatsoratra | 18 Randzavola: lanitra ao amin' ny Baiboly |
| Teny iditra (2/2) | 19 lanitra |
| Sokajin-teny | 20 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
21 le souverain
[1.3] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|