|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1 lanitra
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Ny habakabaka (amin' ny fiteny andavanandro): Manga ny lanitra androany.
4(amin' ny fiteny ara-pinoana kosa) Ilay fonenana soa ahitan' ny olon-tsambatra an' Andriamanitra: Safononoka ny hasambarana any an-danitra. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the sky [Mal. langit]. [1.2]
6the sky.
7heaven. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8le ciel, le firmament. [1.3, 1.8]
9la région éthérée. [1.3]
Ohatra  10 Ary miandrandra ny lanitra aho mba hitoe-jaza aminao. [2.529#]
11 ary izany koa no tsy niharoan' ny tany sy ny lanitra. [2.69#]
Haiendriteny 
12 Tsotra :
13 Tovonana :
Voambolana  14 Haikintana 15 Finoana
Kamban-teny rehetra  16Fikambanana 31 amin' io teny io
Ohabolana  17 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  18Randzavola: lanitra ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/2)19 lanitra
Sokajin-teny  20 anarana
Fanazavàna teny frantsay  21le souverain. [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02