|
|
|
|

Teny iditra 1  lanjaina
Fototeny  2 lanja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Jerena amin' ny alalan' ny vato-mizanany havesany: Lanjaina ny akoho aty aminay rehefa amidy
9 Entina ambony soroka, antsorohina: Holanjaiko Rangahy fa omeo vola aho
10 Entina amin' ny filanjana: Tsy zakanay lanjaina io Ramatoa io fa botrefona izaitsizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to be weighed; to be carried on the shoulders [1.2]
12 to be weighed; to be carried on the shoulder; to be considered [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on pèse; qu'on porte sur les épaules; qu'on considère [1.8]
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  15 ilanjana, lanjaina

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21