Teny iditra | lantonoara | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fitaovana fampidinana rano, izay kely ny vavany ambany fa lehibe kosa ny ambony [1.1] | |
Ny fihaviany | Frantsay: l' entonnoir. | |
Fivaditsoratra | antra olona, lantonoara |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |