|
|
|
|

Teny iditra1  lany zara
Singan-teny  2  lany, zara
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Matematika: rafitrisa
Fanazavàna teny malagasy  5  1) enti-milaza zavatra nozaraina ka tsy misy ambiny hozaraina intsony
6  2) enti-milaza koa ny zazavavy efa lehibe tsy misy maka vady intsony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7  having lost her reputation so that no one will marry her
8  divided without any remainder [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9  (femme) qui a perdu sa réputation et ne trouvera pas à se marier
10  qu'on divise sans reste [1.8]

Fivaditsoratra  11  lany zara, zanaraly, zaranaly

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14