Teny iditra lapoaly
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-bilany metaly talesaka, ary misy tahony lavalava, atao fanendasana hena, atody [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: la poêle.

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31