Teny iditra lasibatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Teboka eo afovoan' ny baoritra iray izay kendrena anaovana fanazaran-tena amin' ny fitifirana
Olonakendrena asiana foana: Ataon' ny olona lasibatra foana io Rangahy io [1.1]
Ny fihaviany Frantsay: la cible.

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31