|
|
|
|

Teny iditra 1  latsahana
Fototeny  2 latsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 lanjerana: Nolatsahan' ny antsy ny tongony ka nantira
9 Asiana: Nolatsahako diamanga ilay mpangalatra ka nidaraboka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be filled up; to be beaten, to be cudgeled [1.2]
Mpanahaka  11  latsafana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22