| Teny iditra | 1 latsaina |
| Fototeny | 2 latsa |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Esoina ka akoraina amin' ny fahoriana mahazo azy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
9 to be upbraided, to be reproached
[1.2] 10 to be reproached, to be insulted [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
11 qu'on insulte
[1.3#389, 1.8] 12 qu'on injurie [1.3#389] |
| Ohatra |
13 ary raha misavily ambony bao, tsy latsaina?
[2.69#210]
14 Aza latsaina ny momba, fa tsy ny olombelona no tompo mpandahatra. [2.296#98] 15 Fa niala tany aminay ndeha hitady izahay, ka raha sendra ny tsy mety: aza latsaina, fa rehefa voa hono tsy hary hendry ihany. [2.245#54] |
| Ohabolana | 16 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | latsaina, 17 latsiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21 |
|