|
|
|
|

Teny iditra 1  latsy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  19 [Sihanaka] singam-bolotsangana anohizana tery [1.78]
20 Hazo atsivalana entina hanamafy ny rafitra na ny tohan-javatra. Hazo atsivalana any anatin' ny rindrin-trano mba tsy hampilefitra azy na hanatanjahana ny firarin' ny takelaka [1.1]
21 tsivalan-kazo madinika na vy atsivalana entina hanamafy ny rafitra na tohan-javatra [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  22 cross pieces of bamboo, etc., used to strengthen the sides of a rush house [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  23 traverse, entretoise [1.13]
Ohatra  24  Dia izahay telo mianaka lehilahy no nametraka sy namatotra ny haratra sy ny latsy. [2.472#36]
Fikambanana  25  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe latsy
Ohabolana  26  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  latsy, 27 tsila

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21