Teny iditra lavarangana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanampin' ny trano ivelan' ny efitra natao hakandrivotra sy hitazantazanana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A verandah [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay La varangue, véranda [1.8]
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: la varangue.
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31