|
|
|
|

Teny iditra1  lavatsindakana
Sokajin-teny  2  anarana
Ohatra  3  ... dia nomeny anaram-petaka... Nisy ny nataony hoe Volonkatsaka (manana volo mena mangafoka), Voantabiha (mena pina ny tarehiny), lavatsindakana (avo dia be Rangahy io), Tapany (fohy vaventy kosa io). [2.472]

Fivaditsoratra  4  lavatsindakana, tsindavalakana

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31