Teny iditra | 1 lazoina |
Fototeny | 2 lazo |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Aserantserana amin' ny afo: Tokony holazoina ilay volotsangana vao notapahina Asian' ny amban' aretina, asian' aretina mbola mikotrika: Angamba lazoin' ny kitrotro itỳ zaza itỳ Asiana: Lazoin' ny hainandro ny andohako Atarazoka; atao izay hahela: Tsy ho vita na oviana na oviana itỳ raharaha itỳ fa lazoinareo lava |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be made to fade, to be wilted; to be softened by fire |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] qu'on fait ternir; qu'on flétrit, qu'on ramollit auprès du feu |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny lazoina io |
Fivaditsoratra | 12 alazony, alozina, ialozan, ilaozan, lazoina, lozaina, lozanay, loziana, nialoza, nilaoza |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |