|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  lefo
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Anarana :
Fanazavàna teny malagasy  4 Filezolezo toy ny ho tapaka; tsy fahenjanana; fahalefadefahana [1.1#537]
Fanazavàna teny frantsay  5 souplesse, flexibilité [1.3#397]
Tovy hevitra  6 lefolefo
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe lefo

Teny iditra (2/2) 8  lefo
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10 [Mahafaly] lohatrano [1.78]

Fivaditsoratra  11 fole, lefo

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22