| Teny iditra | 1 lefy |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
10 Lany hery: Lefy sahady ny hanitr' ilay ranomanitra novidina omaly
11 Tsy maso mpanaraka intsony: Efa lefy ankehitriny io didin' akanjo io 12 Adala [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
13 insipid
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
14 fade, insipide; qui a perdu ses propriétés
[1.8] 15 [Merina] (viendrait du malais : épit, d'après le Firaketana Malagasy). Qui est fade, qui a perdu de sa saveur, en parlant des aliments ou des condiments. Exemple paraky tsi-lefy : tabac à mâcher qui ne pique plus. 16 Qui a perdu de son activité, en parlant des drogues. [1.196] |
| Tsipelina hafa | 17 lefa |
| Fikambanana | 18 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe lefy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|