|
|
|
|

Teny iditra 1  lela
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
4  Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  10 Organa miendrika nofo lavalava mena ao anaty vava, izay mamadibadika ny sakafo voatsakon' ny nify ary manampy amin' ny fanononana ny teny lazaina (rakotra marokoroko madinika ny vohon' ny lela, ka ireo no ahatsiarovana ny tsiron-tsakafo hanina). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 a tongue; a blade [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 la langue [1.8]
Ohatra  13  ny lela tsy mahahetsika. [2.4#97]
14  raha tany misy loha, misy lela; [2.69#247]
15  Ny lehibe no tiako ry Idada, ary ny maro lela; [2.332]
Fikambanana  16  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 67 misy ny teny hoe lela
Ohabolana  17  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  18 lale, lela

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21