|
|
|
|

Teny iditra 1  lemahina
Fototeny  2 lemaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao lemaka, arenina: Holemahina tsara ny tokotany alohan' ny hanorenana ny trano [1.1]

Fivaditsoratra  9 lahimena, lemahina, 10 mahaleny, 11 mahaliñe, 12 mihalane, 13 mihalena

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04