|
|
|
|

Teny iditra 1  lemena
Fototeny  2 lemy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atao bodaka, mihonankonana: Nolemena tsara aloha ny rihitra
9 Atao malefaka, mora tsakoina: Lemena anaty rano aloha ny tsaramaso vao handroina. ~ Lemeo tsara ny hena
10 Tonga mihena hery: Nolemen' ny aretina roa volana izy ~ Aza mety ho lemen' ny naman-dratsy
11 Kapohina, lakasina: Nolemen-drainy ny hazo Ilita vao hendry [1.1]

Fivaditsoratra  lemena, 12 mañele

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04