Teny iditra lemo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Famonjafonjana na fitsapatsapana zavatra malemilemy [1.1]
Sampanteny 
Tovy hevitra lemolemo

Teny iditra lemo (lena)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana lemana [fitanisana]
Ohatra 
1Lemo ny valopy hiditiany tsara [1.1]
2Lemo ny lohany raha mafana loatra izy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31