Teny iditra lemozy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fangatahana mizizo lava tsy mety mijanona raha tsy mahazo; fangatahana somary maneritery sy manelingelina: Manao lemozy erỳ io Rangahy io rehefa miangavy zavatra [1.1]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31