Teny iditra leona
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] Laona [1.78]
  [Sihanaka] [ leoña ] Laona [1.78]
  [Tanala] [ leoña ] Laona, fitotoan-javatra: Mavesa-mody, mavesa-mandeha diakoa ny mpamanga leoña (mitondra entana atakalo vary ka tsy miala entana toy ny mpivarotra laona) [1.78]
Tovy hevitra liona

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31