|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lesoka
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Petaka (orona): Lesoka orona io zazavavy io no naharatsy azy
9  Iva ary lempona, pepo, tsy feno: Misy lesoka eto ny lalotra ka amboary kely [1.1#540]
Fanazavàna teny anglisy  10  sunken in the middle; flat-nosed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  enfoncé au milieu; camus; creux [1.8]
Ohatra  12  Misy ny lesoka mila arenina. [1.368#]
13  Izao anefa, manarina ny lesoka ny mpanakanto. [2.445#]
Anaram-javamaniry 
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny lesoka io

Teny iditra (2/2)16  lesoka
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18  Tsininy: Mahafinaritra be ohatrohatra ny lahateninao, fa ny hevitra no somary maivana: izay no lesoka aminy. [1.1#540]

Fivaditsoratra  19  lesoka, saloke

Nohavaozina tamin' ny 2022/01/28