|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  leta
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Ilay somary lempona kely amin' ny vavan' ny lavabary ka ipetrahan' ny sarony. [1.1]
Tovy hevitra  4 lenta
Fikambanana  5  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe leta

Teny iditra (2/2) 6  leta
Sokajin-teny  7  mpamaritra
Sampanteny 
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  9 Mamindra miledaleda toy ny tsy mahazaka tena, mikonesanesa [1.1]
Tovy hevitra  10 letaleta

Fivaditsoratra  leta, 11 tale, 12 tela

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22