Teny iditra (1/2) | 1 levenana |
Fototeny | 2 levina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fandevenana: Misaotra Tompoko, fa heni-boninahitra ny velona ary tsara levenana ny maty Ny zavatra rehetra enti-manana ny fandevenana ny olona maty. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] funeral céremonies; a burial |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] funérailles, enterrement |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny levenana io |
Teny iditra (2/2) | 12 levenana |
Fototeny | 13 levina |
Sokajin-teny | 14 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3#403] où on enterre |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/31 |
![]() |