|
|
|
|

Teny iditra1  lilia
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Karazam-boninkazo fianakaviamben' ny "liliacées", mahatratra 1 metatra ny haavony, ny raviny boribory lavalava maitso mangirana ary ny voniny fotsy mangatsohatso sady mantra miendrika vazy lavalava eo an-tendron-tahony; ny lisy dia noheverina hatrizay ho sarin' ny hadiovam-pitondran-tena
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.196] (de l'anglais : lily). Nom du lis, Lilium candidum L. (Liliaceae). Le nom malgache est apparu dans la première édition de la Bible traduite en langue malgache avec le concours de pasteurs anglais (imprimée en 1835). La plante n'a été introduite en fait que beaucoup plus tard, après 1920. Les horticulteurs malgaches disent plutôt lisy. [Merina]
Ohatra  5  Ny molony dia tahaka ny lilia sady mitete ranon' ny miora. [2.996]
Voambolana  6  Haizavamaniry: voninkazo
Tovy hevitra  7  lisy
Anarana ara-tsiansa 

Fivaditsoratra  9  alily, lilia

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02