Teny iditra | lima | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Vilia hazo lavalava fanesorana rano ao anaty lakana [1.1] | |
Voambolana | Fifamoivoizan-tsambo | |
Teny iditra | lima | |
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Zinga voatavo fasiana ronono na fiterana omby [1.78] | |
[Tanosy] Voatavo na zingo fiterena omby [1.78] | ||
Fivaditsoratra | lamy, lima, maly, mila |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |