|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lio
Sokajin-teny  2  anarana
Voambolana  3  Haiaina
Fanazavàna teny malagasy  4  Ra [1.1]
5  ra [Bara, Sihanaka, Tanosy] [1.78]

Teny iditra (2/2)6  lio
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  rano lalina nefa tsy fantatra ny halaliny [Bara] [1.78]

Fivaditsoratra  9  ilo, lio

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31