Teny iditra liombavy
Singan-teny liona ; vavy
Sokajin-teny anarana
Ohatra 
1hoy ny liombavy nitraka fa tsy nitodika tany amin-dRalehilahy. [2.5]
2Mamitsaka, mandry toy ny liona izy, Ary toy ny liombavy, ka iza no hanaitra azy? [1.38]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28