|
|
|
|

Teny iditra1  loiloy
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Mpamaritra :
Voambolana  5  Fahasalamana
Fanazavàna teny malagasy  6  Rikoriko, faniriana ta handoa [1.1]
7  fahatsiarovana te-handoa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8  nausée [1.13]

Fivaditsoratra  9  loiloy, olioly

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/15