Teny iditra (1/3) | 1 loka |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 antoka [Taisaka]
[1.78] 4 Fanamby ifanaovana: Andeha hanao loka, hoy ny sokatra tamin' ny bitro, fa izaho no ho tonga voalohany erỳ ambody hazo erỳ 5 Zavatra omena an' izay mahazo amin' ny fanamby: Inona no hatao loka, hoy ny bitro tamin' ny sokatra? 6 Lalao ifanambazana vola, ka ny mahazo dia izay maharesy (karatra), na izay naka ny mahery (baolina), na izay naka ny tonga voalohany (hazakaza-tsoavaly): Lany tamin' ny loka ny fananany 7 Valisoa omena an' izay voalohany amin' ny olona maro nifaninana: Anio no fizaran-doka ho an' ny mpianatra ao Ananona [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
8 a bet; stakes in betting; a prize [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
9 pari, gageure, prix [1.8] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/3) | 20 loka |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 Fanipazana lefona, pala, fiadiana..., na fianarana miady amin' ny lefona [1.1] |
Sampanteny |
|
Teny iditra (3/3) | 24 loka |
Sokajin-teny | 25 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
26 . Nom des nourritures les plus grossières, souvent des tubercules de plantes sauvages ou des tubercules très féculents, lourds à digérer. [Betsileo]
[1.196] 27 [Bara] |
Voambolana |
28 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 29 alok, kalo, kola, kolà, lako, loka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/08/01 |