Teny iditra lomisy
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Teny filaza amin' ny zavatra mandeha tsiroaroa, izany hoe roa mitovy ho an' ny havia sy havanana, toy ny kavina, ban-tongotra, kiraro, sns...; iray aman' olona: Kavina iray lomisy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31