| Teny iditra (1/2) | 1 lonaka |
| Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Mahavokatra satria tsara nofo: Tany lonaka
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 fertile
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 fertile
[1.8] |
| Mpanahaka | 14 tany |
| Fikambanana | 15 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe lonaka |
| Teny iditra (2/2) | 16 lonaka |
| Sokajin-teny | 17 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
18 tranon'ny mpanjaka
[1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
19 [Provincial] a chief
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
20 [Provincial] chef
[1.8] 21 palais royal [1.13] |
| Fikambanana | 22 Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe lonaka |
| Fivaditsoratra | 23 Kalnao, 24 kolàña, 25 konala, 26 lakano, 27 lankao, 28 lanoka, 29 lokana, lonaka, 30 naka-lo |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22 |
|