|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  lonaky
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Taisaka] filoham-poko hajaina ao tanàna
4  [1.13] olona lehiben'ny foko eken-teny ao amin'ny faritra iray
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.13] chef de clan
Voambolana  6  Pôlitika
Teny nalaina  7  Soratra misy io teny lonaky io

Teny iditra (2/2)8  lonaky
Sokajin-teny  9  anarana
Fanazavàna teny malagasy  10  [1.78] [Bara] lapa

Fivaditsoratra  11  alonik, ilokan, kaloin, kinalo, kolany, lakoin, laniko, lokany, lonaky, lonika, naolik, nikalo, nilako, niloka, nokali

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21